Bôgômilisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''bogomilisma''' dia fihetsiketsehana kristiana tsy nanaraka ny fampianaran'ny Fiangonana ofisialy niforona tamin'ny taonjato faha-10 izay efa tsy misy intsony ankehitriny, izay nnorina ny fampianarany amin'ny lamin-kevitra [[Manikeisma|manikeana]] izay mampifanohitra ny Fahazavana (na ny Tsara) amin'ny Haizina (na ny Ratsy), sady naka ampaham-pampianarana tao amin'ny [[Filazantsara|Evanjeli]]<nowiki/>n'ny [[Testamenta Vaovao]] ka tsy manaiky ny [[Testamenta Taloha]] afa-tsy ny [[Bokin'ny Salamo]] sy ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|bokin'ny mpaminany]]. Ny Bogomila dia nihevitra fa ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|famoronana]], izay heveriny fa ratsy, dia asan'ilay Andriamanitra maizina, ka tsy nandray anjara tamin'izany ilay Andriamanitra tsara. Nifanohitra tamin'ny Fiangonana ofisialy ny bogomilisma, manao fifehezan-tena hentitra izy ireo, mitsipaka ny fampiasana sary (toy ny fivavahana amin'ny lakroa indrindraindrindra) ary tsy mila tempoly, mandà ny [[saramentasakramenta]] telo (ny [[batisa]] sy ny [[eokaristia]] ary ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]]).
 
Avy amin'ny anaran'ny pretra polgara atao hoe Bogomil (izay midika hoe "sakaizan'Andriamanitra") io anarana io.