Fiovam-pisia-maha-izy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Fiheverana momba ny Eokaristia |
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
Ny '''fiovam-pisia-maha-izy''' na '''transsobstansiasiona''' dia fiovan'ny maha-izy ny zavatra iray ho tonga zavatra hafa. Amin'ny [[Katolisisma|Katolika]] dia fiovan'ny mofo ho tenan'i Kristy sy ny divay ho ran'i Kristy ao amin'ny [[eokaristia]] amin'ny alalan'ny [[Fanahy Masina]] ny fiovam-pisia-maha-izy, ka midika
Atao hoe μετουσίωσις / ''metousiosis'' izany amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]], ary ''transsubstantiatio'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny teny hoe ''transsubstantiatio'' dia efa nampiasain'ny Fiangonana katolika tamn'ny taona 1215 nandritra ny konsily fahefatra natao tao Latràna sady nohamafisin'ny konsily tao Tredentio.
|