Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-15:
 
=== Ny hômôosisma ===
Ny [[hômôosisma]] dia fampianarana izay ilazana fa mitovy sobstansa amin'ny Ray ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ka noho izany dia Andriamanitra ny Ray, Andriamanitra ny Zanaka ary Andriamanitra ny Fanahy Masina. Tsy andriamanitra telo anefa ireo fa Andriamanitra tokana. Tamin'ny [[konsily voalohany tao Nikea]] tamin'ny taona 325 no nampidirana izany tao amin'ny fampianaran'ny Fiangonana. Tamin'izany no nanamelohana ny fampianaran'i [[Ariosy]]. Nohamafisina tao amin'ny konsily manaraka maro izany sady noraketina tao amin'ny [[fanekem-pinoana]] kristiana maro, indrindra ny [[fanekem-pinoana nikeana]]. Izay rehetra tsy nanaraka ity fampianatrana ity fa nanao fampianarana hafa momba ny sonstansansobstansan'ny Ray sy ny an'ny Zanaka ary ny an'ny Fanahy Masina dia nampangaina ho nanao [[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]] ka natao hoe heretika.
 
Ny Zanaka izay nateraky ny Ray dia miray sobstansa na iray fomba amin'ny Ray, ary ny Fanahy Masina izay nivoaka avy amin'ny Ray (sy avy amin'ny Zanaka, hoy ny Fiangonana tandrefana) dia miray sobstansa na iray fomba amin'ny Ray koa.
 
== Ny "fampianaran-diso" momba ny sobstansa: ny arianisma ==