Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Bonnat02.jpg with File:Léon_Bonnat_-_Job.jpg (by CommonsDelinker because: File renamed: Criterion 2 (meaningless or ambiguous name)).
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-10:
 
=== Tantaran'i Joba araka ny Kor'any ===
Ny [[Kor'any]] dia miresaka an'i Aioba (arabo: ''<nowiki/>'Ayyoûb'') ho mpaminany ambony toetra sy malala-tanana. Tia azy fatratra Andriamanitra tsatria iray amin'ireo mpanompo be fanetren-tena sy manompo amim-pahatsoratra izy. Nanampy ny kamboty izy, ary nanome sakafo ny mahantra. Hitan'i Satana ny fanoloran-tenan'i Aioba amin'Andriamanitra, ka nanapa-kevitra i Satana hitarika azy amin'ny tsy izy nefa tsy nahomby izany. Nataony torak'toraka izany koa ny vadiny atao hoe Rahma nefa tsy nahomby koa izany. Nianjadian'ny fahoriana mafy i Aioba ka nijaly tamim-paharetana.
''<nowiki/>''
Ny [[Kor'any]] dia miresaka an'i Aioba (arabo: ''<nowiki/>'Ayyoûb'') ho mpaminany ambony toetra sy malala-tanana. Tia azy fatratra Andriamanitra tsatria iray amin'ireo mpanompo be fanetren-tena sy manompo amim-pahatsoratra izy. Nanampy ny kamboty izy, ary nanome sakafo ny mahantra. Hitan'i Satana ny fanoloran-tenan'i Aioba amin'Andriamanitra, ka nanapa-kevitra i Satana hitarika azy amin'ny tsy izy nefa tsy nahomby izany. Nataony torak'izany koa ny vadiny atao hoe Rahma nefa tsy nahomby koa izany. Nianjadian'ny fahoriana mafy i Aioba ka nijaly tamim-paharetana.
 
''<nowiki/><nowiki/>''