Vondrom-piteny kôisàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Vondrom-piteny koizana ho Vondrom-piteny koisàna i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Khoi-San.png|vignette|356x356px]]
Ny '''fiteny koisanakoisàna''' na '''fiteny koizanakoizàna''' dia vondrom-piteny tenenin'ny vahoaka koikoy (na hoihoy) sy ny vahoaka sàna ao amin'ny faritra atsimo ao Afrika, indrindra ao [[Bôtsoana]], ao [[Namibia]], ao amin'ny faritanin'i Noord-Kaap ao [[Afrika Atsimo]], ary ao amin'ny tapany atsimon'i [[Angôla]].
 
Ny fiteny koisàna dia miavaka noho ny fampiasany renifeo atao hoe klika. Ny fiteny kongekoka dia mampiasa karazana klika mihoatra ny 50 amin'ny hasim-peo miisa 140.