Fiteny hamitô-semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
* ny [[Fiteny kositika|sampam-piteny kositika]],
* ny [[Fiteny semitika|sampam-piteny semitika]],
* ny [[Fiteny egiptiana taloha|sampam-piteny egiptiana taloha]],
* ny [[Fiteny tsadika|sampam-piteny tsadika]],
* ary ny [[Fiteny omotika|sampam-piteny omotika]].
Andalana faha-13:
Ny fiteny afro-aziatika be mpiteny indrindra dia ny [[fiteny arabo]]. Izy ihany koa no be mpiteny indrindra ao amin'ireo [[fiteny semitika]], izay lasa aloha lavitra an'ireo [[fiteny amharika]] izay laharana faharoa amin'ny fiteny semitika be mpiteny.
 
Ankoatr'ireo fiteny mbola misy mpiteny ankehitriny dia maro ireo fiteny be mpiteny tamin'ny [[Andro Taloha]] ao amin'ny fianakaviam-piteny hamito-semitika, dia ny [[fiteny egiptiana]] tranainy sy ny [[fiteny akadiana]] ary ny [[fiteny gezy]].
 
== Jereo koa ==