Fiteny singaley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 57 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q13267 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-15:
|notice=Indic}}
 
Ny '''fiteny singalesasingaley''' (සිංහල / sinhala) dia fiteny an'ny vondrona indô-arianin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Any Sri Lanka izy no teny ofisialy satria maherin'ny 70%-n'ny olona mipetraka any no miteny singalesasingaley. Ny singaley dia fitenin'ny vahoaka sri-lankey any [[Azia Andrefana]], an [[Aostralia]], any [[Eoropa]] ([[Angletera]], [[Frantsa]], [[Italia]]) ary any [[Amerika Avaratra]], ny tontalin'ny mpiteny singaley dia 19 tapitrisa eo ho eo. Ny fiteny singaley dia nindrana teny amin'ny fiteny pāli, amin'ny [[fiteny sanskrity]] sy amin'ny [[fiteny tamily]], ary hatry ny taonjato faha-16, amin'ny [[fiteny portogey]], amin'ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary amin'ny [[fiteny anglisy]].
 
== Fiavian'ilay anarana ==
Ny singalesa dia fitenin'ny fikambanan sri-lankey any [[Azia Andrefana]], an [[Aostralia]], any [[Eoropa]] ([[Angletera]], [[Frantsa]], [[Italia]]) ary any [[Amerika Avaratra]], ny isa tontalin'ny mpiteny singalesa dia misy 19 tapitrisa eo ho eo.
Ny hoe ''Sinhalasinhala'' dia teny avy amin'ny fiteny [[sanskrity]] ; ny teny amin'ny fiteny Indianinaindianina Anivoafovoany iey dia atao hoe ''Sīhalasīhala'' ; ny teny amin'ny fiteny silgalesasilgaley ankehitriny dia ''heḷa'' na ''eḷu''. Ny fiteny sanskrity sy ny Indianinafiteny indianina anivoafovoany dia manana ny teny «midika hoe "''[[liona]]",'' »dia ,ny hoe (''siṃha'' sy ''sīha'') anatin'ny fiteniny. Araka ny maribolanafedrà, i Sinhabahu na Sīhabāhu, dia zanaky ny printsesyandriambavy Vanga sy liona iray. Namono ny rainy izy ary lasa [[mpanjaka]]nmpanjakan'i Vanga. Ny zanany [[Vijaya]] dia nifindra tany atsimon'i India mba ho lasa razan'ny SingalesaSingaley ankehitriny. Raha raisina an'isa ny porofo ara-piteny, ny teninanaran'ny anaram-poninamponina dia midika «hoe "liona »".
 
Ny fiteny singalesa dia nindrana teny tany amin'ny fiteny pāli, tany amin'ny fiteny sanskrity sy tany amin'ny tamil, ary hatry ny taonjato faha 16, tamin'ny [[portogey]], tamin'ny [[neerlandey]] ary tamin'ny [[anglisy]].
 
== Etimôlôjia ==
''Sinhala'' dia teny avy amin'ny fiteny [[sanskrity]] ; ny teny amin'ny fiteny Indianina Anivo dia ''Sīhala'' ; ny teny amin'ny fiteny silgalesa ankehitriny dia ''heḷa'' na ''eḷu''. Ny sanskrity sy ny Indianina anivo dia manana ny teny « ''[[liona]]'' » (''siṃha'' sy ''sīha'') anatin'ny fiteniny. Araka ny maribolana, i Sinhabahu na Sīhabāhu, dia zanaky ny printsesy Vanga sy liona iray. Namono ny rainy izy ary lasa [[mpanjaka]]n'i Vanga. Ny zanany [[Vijaya]] dia nifindra tany atsimon' India mba ho lasa razan'ny Singalesa ankehitriny. Raha raisina an'isa ny porofo ara-piteny, ny tenin'ny anaram-ponina dia midika « liona »
 
{{vangovango}}