Demôkrasia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
A [['''demokrasia]]''' (avy amin'ny fiteny grika, izay midika hoe "fanjakan'ny vahoaka") dia karazana [[fitondram-panjakana]] iray. Ny demokrasia dia rafitra izay ahitana ny olona afaka manapa-kevitra mikasika ny fomba tokony hitondrana ny fireneny na ny fikambanany.
 
Ny tena karazana demokrasia mahazatra dia demokrasia amin'ny alalan'ny [[solontena]], izay mpitondra fidian'ny olona (ara-dalàna amin'ny alalan'ny fifidianana) manapa-kevitra mikasika ny lalàna. Atao isaky ny taona vitsivitsy ny fifidianana. Amin'izany fotoana izany dia izay mahazo vato be indrindra no mahery indrindra, mandra-pahatongan'ny fifidianana manaraka.