Fianakaviam-piteny abkazo-adigiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fianakaviam-piteny any Azia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Northwest Caucasian languages map.png|vignette|416x416px|Sarintanin'ny faritra misy ny fianakaviam-piteny kaokaziana avaratra-andrefana.]]
Ny '''fiteny abkazo-adigiana''' na '''fiteny kaokaziana andrefana''' dia iray amin'ny [[fianakaviam-piteny]] ao amin'ny [[vondrom-piteny kaokaziana]], miaraka amin'ny [[fianakaviam-piteny kartaveliana]] sy ny [[fianakaviam-piteny nako-dagestianadagestaniana]]. Ny faritra niavian'ireo [[fiteny]] ireo dia any amin'ny tapany avaratra-andrefan'i [[Kaokazy]]. Hatramin'ny taonjato faha-19 dia namorona vahoaka am-pielezana any [[Torkia]] sy any [[Isiraely|Israely]] sy any [[Jordania]] ary any [[Siria]] ny fifidrà-mionin'ny mponina maro. Ity fianakaviam-piteny ity dia ahitana ny fiteny abkaza, ny fiteny abaza, ny fiteny obika, ny fiteny tserkesa, ny fiteny kabarda, ny fiteny besleney (na besney) ary ny fiteny adigeana.