Fiteny kaokaziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Caucasus-ethnic fr.svg|vignette|470x470px]]
Ny '''fiteny kaokaziana''' na '''fiteny ibero-kaokaziana''' dia ireo [[fiteny]] ampiasain'ny mponina ao [[Kaokazy]]<ref><small>I Kaokazy dia faritry itambaran'ny ny farany atsimo-atsinanan'i Eoropa sy Azia Andrefana, izay mpetraka eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mainty]] sy ny [[Ranomasina Kaspiana]], izay miaty ny firenena izay mahafaoka an'i Jeorjia, Armenia, Azarbajàna, ny faritr'i Kars (ao Torkia), ireo repoblikan'i Karatsaivo-Tserkesia, Kabardino-Balkania, Osetia Avaratra, Ingosia, Tsetsenia ary Dagestàna.</small></ref> izay mizara sokajy telo, dia ireo fiteny kaokaziana avaratra-andrefana (atao hoe [[fiteny abkazo-adigeana]]), sy ireo fiteny kaokaziana avaratra-atsinanana (atao hoe [[fiteny nako-dagestaniana]]) ary ny fiteny kaokaziana atsimo (atao hoe [[fiteny kartveliana]]). Ireo vondrona roa voalohany ireo dia heverin'ny mpahay teny sasany fa iray fiaviana, ary mety fianakavina iray amin'ny [[fiteny baska]], amin'ny [[fiteny sino-tibetàna]], amin'ny [[fiteny ieniseiana]] ary amin'ny [[fiteny na-dene]] ao [[Amerika Avaratra]] amin'ny [[fianakaviam-piteny]] tranainy atao hoe fiteny dene-kaokaziana. Ny vondrom-piteny kaokaziana atsimo, na vondrom-piteny kartveliana izay ahitana ny fiteny jeorjiana dia vondrona hafa manokana izay sarotra ampifandraisina amin'ny fiteny hafa rehetra eran'izao tontolo izao. Tsy mamorona fianakaviam-piteny ireo fiteny kaokaziana ireo fa vondrom-piteny.
 
Miisa mihiatramihoatra ny 80 ny fiteny kaokaziana. Isan'ny mampiavaka ireo fiteny kaokaziana ireo ny fananany [[renifeo]] sy kamban-drenifeo be dia be sarotra tononina.
Ireo vondrona roa voalohany ireo dia heverin'ny mpahay teny sasany fa iray fiaviana, ary mety fianakavina iray amin'ny [[fiteny baska]], amin'ny [[fiteny sino-tibetàna]], amin'ny [[fiteny ieniseiana]] ary amin'ny fiteny na-dene ao [[Amerika Avaratra]] amin'ny fianakaviam-piteny tranainy atao hoe fiteny dene-kaokaziana. Ny vondrom-piteny kaokaziana atsimo, na vondrom-piteny kartveliana izay ahitana ny fiteny jeorjiana dia vondrona hafa manokana izay sarotra ampifandraisina amin'ny fiteny hafa rehetra eran'izao tontolo izao.
 
Miisa mihiatra ny 80 ny fiteny kaokaziana. Isan'ny mampiavaka ireo fiteny kaokaziana ireo ny fananany [[renifeo]] sy kamban-drenifeo be dia be sarotra tononina.
 
== Loharano sy fanamarihana ==