Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-22:
* ny fianakaviam-piteny voltaika-nizeriana, isany ny fiteny iôroba, ny fiteny edo, ny fiteny igbo, ny fiteny nope ary ny fiteny idoma.
* ny fianakaviam-piteny benoe-kongoley.
 
Marihina fa mbola azo avondrona anaty vondrom-piteny tao hoe fiteny atlantika-kongoley ny fianakaviam-piteny lafofa, talody-heibàna, atlantika, kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley. Azo avondrona ao ami'ny atao hoe fiteny voltaika-kongoley koa ny fianakaviam-piteny kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley.
 
== Jereo koa ==