Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny nizero-kongoley''' na '''fiteny nizer-kongo''' dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan' ny fiteny afrikana dia ao amin' io fianakaviam-piteny io, izay ahitana fiteny miisa 1 525, izany hoe 21%n' ny fiteny maneran-tany, ka izy no mitana ny laharana voalohany raha ny isan' ny fiteny ao aminy no heverina. Olona miisa 459.000.000 any ho any no miteny nizero-kongoley, izany hoe ny 7%n' ny mponina maneran-tany, ka ny antsasaky ny isan' ireo fiteny ireo dia tenenin' ny olona miisa tsy latsaky ny 29.000 isaky ny fiteny avy. Miavaka ny fiteny nizero-kongoley amin' ny fisian' ny [[Kilasin'anarana (fitsipiteny)|kilasin'anarana]]. Isan' ny fiteny nizero-kongoley, ohatra, ny [[fiteny ioroba]] sy ny [[fiteny igbo]] sy ny [[fiteny oôlôfo]] ary ny [[fiteny soahily]].
 
Mizara fianakaviam-piteny 15 ny vondrom-pianakaviam-piteny nizero-kongoley, dia ny fianakaviam-piteny
 
* ny fianakaviam-piteny katla.