Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Fiteny nizero-kongoley any amin'i Fianakaviam-piteny nizero-kongoley ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Niger-Congo map.png|vignette|410x410px]]
Ny '''fiteny nizero-kongoley''' na '''fiteny nizer-kongo''' dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan' ny fiteny afrikana dia ao amin' io fianakaviam-piteny io, izay ahitana fiteny miisa 15251 525, izany hoe 21%n' ny fiteny maneran-tany, ka izy no mitana ny laharana voalohany raha ny isan' ny fiteny ao aminy no heverina. Olona miisa any amin'ny 459.000.000 any ho any no miteny amin'ny fiteny nizero-kongoley, izany hoe ny 7%n' ny mponina maneran-tany, ka ny antsasakantsasaky ny isan' ireo fiteny ireo dia tenenin' ny olona miisa tsy latsaky ny 29.000 isaky ny fiteny avy. Miavaka ny fiteny nizero-kongoley amin' ny fisian' ny [[Kilasin'anarana (fitsipiteny)|kilasin'anarana]]. Isan' ny fiteny nizero-kongoley, ohatra, ny [[fiteny ioroba]] sy ny [[fiteny igbo]] sy ny [[fiteny oôlôfo]] ary ny [[fiteny soahily]].
 
Mizara fianakaviam-piteny 15 ny vondrom-pianakaviam-piteny nizero-kongoley, dia ny fianakaviam-piteny
 
* ny fianakaviam-piteny katla.
* ny fianakaviam-piteny rasada.
* ny fianakaviam-piteny ijoida
* ny fianakaviam-piteny dôgôna.
* ny fianakaviam-piteny mande, ka isa'izany ny fiteny bambara, ny fiteny diola, ny fiteny malinke, ny fiteny soso, ny fiteny mende, ny fiteny kpele, ny fiteny soninke ary ny fiteny dana.
 
* ny fianakaviam-piteny lafofa.
* ny fianakaviam-piteny talody-heibàna.
* ny fianakaviam-piteny atlantika, isan'izany ny fiteny peola.
 
* ny fianakaviam-piteny kro.
* ny fianakaviam-piteny senofo, ka isan'izany ny fiteny sebaara, ny fiteny mamara ary ny fiteny sopiire.
* ny fianakaviam-piteny gora, isany ny fiteny more.
* ny fianakaviam-piteny adamaoa-obangiana, isany ny fiteny momoie.
 
* ny fianakaviam-piteny koa, isany ny fiteny akàna, ny fiteny eoe, ny fiteny baole, ny fiteny fongbe, ny fiteny ga ary ny fiteny agny.
* ny fianakaviam-piteny voltaika-nizeriana, isany ny fiteny iôroba, ny fiteny edo, ny fiteny igbo, ny fiteny nope ary ny fiteny idoma.
* ny fianakaviam-piteny benoe-kongoley.
 
== Jereo koa ==