Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-70:
 
==== Fiampagana tamin'ny raharaha 1947 ====
Maro ny Protestanta nampangaina ho niray tetika tamin'ny mpanohitra ny fanjakana frantsay. Maro toraka izany koa ny trano fiangonana protestanta noravanoravan'ny Farantsay. Nanampy ny fiangonana protestanta malagasy ny Protestanta tany Frantsa tamin'ny nandefasany an'i Marc Boegner sy i André Roux ary i Charles Bonzon izay samy mpitandrina<ref name=":2" />. Tetsy an-daniny koa dia niampanga ny Kristiana ho mpiray tsikombakomba tamin'ny Vazaha ny fikambanana mpanafaka tanindrazana ''Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache'' (MDRM) ka lasa "fahavalon'ny fiangonana" noho ny fanimbany sy ny fandrobany ny trano fiangonana tamin'ny faritra sasany teto Madagasikara izy io. 
 
==== Fanombohan'ny fampitambarana ny fiangonana ====