Fiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
Atao hoe "''Fédération des Eglises Protestantes à Madagascar''" ny FFPM amin'ny teny frantsay ary "''Federation of the Protestante Churchs in Madagascar''" amin'ny teny anglisy<ref name=":0"><small>''Inona moa ny FFPM ?'', p.33.</small></ref>. Efa tany amin'ny taona 1913 no niforonan'io fiombonana io. Tsy ny fiangonana atao hoe "protestanta" (na milaza tena hoe "protestanta") rehetra anefa no miombona ao amin'ny FFPM. Ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (na Aglikana) dia tsy isan'ny FFPM. Tsy ireo ao amin'ny FFPM ireo ihany koa anefa no Fiangonana protestanta eto Madagasikara.
Manana ny lalàm-panorenany manokana sy ny fitsipi-piaraha-miasany ny FFPM. Manana birao ahitana filoha iray, filoha mpanampy iray, sekretera jeneraly iray, mpandraharaha iray, mpitahiry vola iray,
== Ireo fiangonana mpiombona ==
|