Fiaran' ny Fanekena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Fiaran'ny fanekena''' dia ilay vata nitahirizana ny [[Didy Folo|Didy folo]] nomena an'i [[Mosesy]] (na Moizy) teo amin'ny tendrombohitra [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|Sinay]] (na Sinaia), araka ny voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] (Deoteronomia 10.3-5). Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe אֲרוֹן הָעֵדוּת / ''Aron ha'Edout'' izay midika hoe "fiaran'ny fijoroana vavolombelona" na "vatan'ny fijoroana vavolombelona".
 
Io vata io dia manana endrika kilavalava sady voarakotra volamena. Ny tampony dia misy sarin-[[kerobima]] roa, ka heverina ho sahala amin' ny sezafiandrianana, fitoeran' Andriamanitra eto an-tany (Eksodosy 25.22). Napetraka tao an-[[tempolin'i Jerosalema]] ao amin'ilay efitra atao hoe "MasinanMasin'ny masina" na "Masina indrindra" ny Fiaran'ny fanekena (1Mpanjaka 8.1-8).