Flavio Jôsefa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Amin'ny maha Jiosy azy dia ''יוסף בן מתתיהו הכהן'' / ''Yosef ben Matityahu HaKohen'' (grika: Ἰώσηπος Ματθίου παῖς / ''Iôsêpos Μatthiou paîs'') no anaran'i Flavio Josefa, izany hoe "Josefa zanak'i Matio Mpisorona".
 
Rehefa tonga tao amin'i Vespasiano tamin'ny taona 67 dia nafahana i Josefa zanak'i Matio ary taorian'ny fahataperan'ny Fikomiana lehibe dia nizaka ny zom-pirenena romana izy ka nomena ny anarana romana hoe ''Titus Flavius Iosephus'', izay misy ampahan'anaran'ny mpiaro azy, dia i ''Titus Flavius Vespasianus'' (azo gadinagasina hoe "Tito Flavio Vespasiano"). Amin'ny teny grika izany dia ''Φλάβιος Ἰώσηπος'' / ''Flabios'' ''Iôsêpos.''