Meka (Arabia Saodita): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kaaba at night.jpg|vignette|385x385px|Ny Kaaba ao Maka jerena amin'ny hariva, ao aoriany ny Moskea Lehibe.]]
I '''Maka''' dia tanàna any amin'ny tapany andrefan'i [[Arabia Saodita]], miorina 80 km miala ny [[Ranomasina Mena]], renivohitry ny faritanin'i Maka. Amin'ny [[teny arabo]] izy dia atao hoe مكة / ''Makka''. Ny Malagasy sasany dia manonona hoe ''Lameka'' na ''Lameky'' (manakatra ny fanononana fratsay hoe ''La Mecque'').
 
Araka ny lovantsofina silamo dia tao no nahaterahan'ny mpaminany [[Mohamady]] tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-6, ao no misy ny moskea ''Masjid al-Haram'' ("Moskea Masina") izay misy ny [[Kaaba]] (arabo: الكعبة / ''al-Ka'ba''). Ny lovantsofina silamo dia milaza ihany koa fa tamin'ny andron'i Ibrahima ([[Abrahama (patriarka)|Abrahama]]) no nanorenana ny tanàna, ka tanàna masina indrindra i Maka noho izany. Tsy azon'ny lehilahy tsy miozolmàna sy ny vehivavy (na dia silamo) idirana ny ao.