Siisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''shiisma''' dia sampan'ny [[finoana silamo]] izay manaiky fa i Aly sy ny taranany no mpandimby an'i [[Mohamady]]. Ny teny hoe ''shiisma'' na ''shiita'' dia avy amin'ny [[teny arabo]] hoe شيعة‎ / ''Shīʿah'' izay avy amin'ny andian-teny [[Fiteny arabo|arabo]] hoe ''Shīʿatu ʿAlī'' izay midika hoe "mpanara-dia an'i Aly". Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vahoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao [[Iràna]] sy [[Iràka]] ary ao [[Bareina]]. Tsy toy ny [[sonisma]], sampana lehiben'ny silamo, ny shiita izay manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.
 
== Jereo koa ==