Sonisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''sonisma''' no sampana lehibe indrindra ao amin'ny [[finoana silamo]] izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonisma, ka ny roa hafa dia ny [[shiisma]] sy ny [[karijisma]]. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Ny Sonita dia atao amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe "olon'ny sona" (سُنَّة / ''sunnah'') sy "olon'ny maro anisa" (أهل السنة والجماعة‎ / ''ahl al-sunna wa'l-djama‘a''). Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Shiisma]]
 
* [[Karijisma]]