Siisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''shiisma''' dia sampan'ny [[finoana silamo]] izay manaiky fa i Aly sy ny taranany no mpandimby an'i [[Mohamady]]. Ny teny hoe ''shiisma'' na ''shiita'' dia avy amin'ny teny arabo hoe شيعة / ''Shīʿah'' izay avy amin'ny andian-teny [[Fiteny arabo|arabo]] hoe ''Shīʿatu ʿAlī'' izay midika hoe "mpanara-dia an'i Aly". Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vahoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao [[Iràna]] sy [[Iràka]] ary ao [[Bareina]]. Tsy toy ny [[sonisma]], sampana lehiben'ny silamo, ny shiita izay manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.
== Jereo koa ==
* [[Sonisma]]
* [[Karijisma]]
|