Herôdôtôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Herodotus ho Herodotosy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{infobox olona
|sary= Herodotos Met 91.8.jpg
|anarana=HerodotusHerodotosy
|teraka=1484 Janoarytal. -484J.K.
|maty=1425 Janoarytal. -425J.K.
|firenena=
|mpiaraka=
Andalana faha-13:
|taona niasàna=
}}
'''HerodotusHerodotosy''' dia mpanao[[mpahay asatantara]] soratra,sy jeografy ary mpanao politika, mpanoratra teraka tamin'ny 1taona Janoary -484 tal. J.K. ary maty tamin'ny 1taona Janoary -425 tal. J.K. Atao hoe ''Ἡρόδοτος'' / Herodotos ny anarany amin'ny teny grika.
 
Amin'ny fiheverana azy ho ny mpahay tantara voalohany dia ataon'i Tsitsero hoe "Rain'ny Tantara" izy noho ny nanoratany ny sangan'asa lehibe, dia ny ''Tantara'' - izay atao hoe ''Fanadihadiana'' koa izay miompana amin'ny adin-tafika medika, nefa tsy voafetran'ny fitantarana an'izany ihany: nohazavainy ny anton'ny adin-tafika sady mitantara zavatra hafa mifanindran-dalana izy, momba ny tantara, ny fomban-tany ary ny firenen'ireo mpandray anjara amin'ny ady sy ny firenena maro hafa manodidina an'i [[Mediteranea]], ka mpialoha lalana ireo misahana ny tantaran'ny tany rehetra izy.
 
Ny fitantarany ny dia nataony dia andaharana azy ho isan'ny jeografa voalohany ary ny fanazavana nataony ao amin'ny ''Resaka nifanaovan'i Otnesy sy i Megabisy ary i Dariosy'' dia isan'ny tahirin-kevitra voalohany marina ahitana fanasarahana sy fampitahana ny karazana fitondram-panjakana (demokrasia, oligarsia, monarsia).
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]