Hena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:FoodMeat.jpg|339x339px|ankavanana|thumb|hena]]
 
Ny atao hoe '''hena''' dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina [[tavin-kena]], [[ra]], fitatitra, [[tsinay]] na [[jabora]]. Izy io dia mety vokatry ny [[fiompiana]] na vokatry ny [[fihazana]]. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny mozilmana[[Mozilmana]] na ny jiosy[[Jiosy]] samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena hafaomby, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.
 
== Famaritana ara-dalàna ==
 
Araka ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalaman'ny biby, ny hena dia ireo zavatra rehetra azo hoaninahanina amin'ny biby. Araka ny fitsipika eoropeana, ny hena dia ireo zavatra azo hoaninahanina amin'ny biby, miaraka amin'ny ra. Ambaran'ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalamana fa "biby izay mampinono na manana atodymanatody, ary koa ny tantely."
 
== Ny lokon'ny hena ==
 
Avy amin'ny miôglôbina ny lokon'ny hena satria ny hemôglôbina sisany dia dimy na folo isan-jaton'ny voan-doko tontalinytotaliny raha ara-dalàna ny fomba famonoana ilay biby.
 
[[Sokajy:Sakafo]]