Angady: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
(Nanisy votoatiny)
Aucun résumé des modifications
[[Sary:Spade.jpg|vignette|Angady kely fampiasa amin'ny tany be tanimanga sy angady fampiasa amin'ny tany be fasika|413x413px]]Ny '''angady''' dia fitaovan'ny mpiasa tany izay ampiasainy hamadibadihana sy hampahalemy ny nofon-tany ao amin'ny velarana kely. Ampiasaina mba hampahalemy ny tany mety mahatratra any amin'ny 35 sm amin'ny famadibadihana ny nofon-tany. Ny angady dia misy lelany metaly (vy, tsỳ, sns) ary tahony [[hazo]] na plastika na [[metaly]] koa indraindray.
 
Ny famadibadihana ny tany dia ahafahana mlandevinamandevina ny zezika avy amin'ny biby sy zavamaniry mba hahabetsaka ny poti-javamananaina ao amin'ny tany. Manampy amin'ny fanapahana ny fakan-javamaniry sy amin'ny fanongotana ny legioma sasany (karaoty, poarô) koa ny angady.<br />
<br />
35 129

modifications