Kônstantino I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Konstantino I''' na '''Konstantino''' '''Lehibe''' dia emperora romana tao amin'ny [[Empira Romana]] tamin'ny taona 306 hatramin'ny taona 337, teraka ny 27 Febroary 274 tao Naisosy ao Mesia (i Niš ao Serbia ankehitriny)ary maty ny 23 Mey 337. Izy no emperora voalohany niova ho kristiana. Izy koa no nanorina an'i [[Konstantinopolisy]] (i [[Istanbul]] ankehitriny), izay nataony renivohitry ny fanjakany ka nitoetra ho renivohitry ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]] hatramin'ny taona 1453.
 
Amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia atao hoe ''Flavius Valerius Aurelius Constantinus'' izy.