Fanomboana an' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Paolo Veronese 010.jpg|vignette|300x300px|''Kalvary'', sary nataon'i Paolo Veronese tamin'ny taonjato faha-16.]]
Ny '''fanomboana an'i Jesoa tamin'ny hazo fijaliana''', araka ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana, dia endriky ny fanamelohana an'i [[Jesoa]] ho fantsihina mihantona amin'ny [[hazo fijaliana]], vokatry ny fitsarana nataon'i [[Pontio Pilato]] azy noho ny fiampangan'ny [[Jiosy]] azy ho niteny ratsy an'Andriamanitra. Isan'ny firantarana ny Fijaliana na ny Fiaretana na ny Pasiona ny hasin-dahatsoratra (na perikopa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an'i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an'i Jesoa amin'ny hazo fijaliana dia isan'ireo zava-nitranga fototry ny [[fivavahana kristiana]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Lakroa]] na [[vokovoko]]
 
* [[Hazo fijaliana]]