Alarobian' ny Lavenona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fankalazana litorjika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Messe des Cendres Saint-Pierre-le-Jeune Strasbourg 5 mars 2014 06.jpg|vignette|373x373px|Sorona Masina amin'ny Alarobian'ny Lavenona natao tao amin'ny eglizy Saint-Pierre-le-Jeune any Strasbourg, tamin'y 5 Mars 2014.]]
Ny '''Alarobian'ny Lavenona''', amin'ny Katolika, ampitson'ny Talata Matavy, dia andro [[fivalozana]] izay manamarika ny fanombohan'ny fari-potoan'ny [[Karemy]] izay maharitra efatra andro. Fety miovaova daty izany. Amin'ireo Fiangonana tatsinanana dia ny Alatsinainy Madio no manamarika ny fidirana amin'ny Karemy roa andro alohan'ny Alarobian'ny Lavenona, izany hoe 48 andro alohan'ny fetin'ny [[Paka (fety)|Paka]] (na [[Paska]]).
[[Sary:Crossofashes.jpg|vignette|Hazofijaliana lavenona]]
 
Io anarana io dia avy amin'ny lanonana izay anisiana sarin'ny [[Hazofijaliana]] amin'ny lavenona eo amin'ny handrin'ny mpino ho famantarana ny fivalozana. Ny lavenona dia avy amin'ny fandoroana ny sampan-kazo na sampan-drofia nampiasaina tamin'ny [[Alahadin'ny Sampan-kazo]] tamin'ny taona lasa (ilay Alahadin'ny Sampan-kazo izay nankalazaina herinandro iray alohan'ny Paka) sady notsofin-drano ny ampitson'io. Nanomboka tamin'ny Sinodan'i Benevento tany [[Italia]] tamin'ny taona 1091 no lasa fanaon'ny maro ny mankalaza ny Alarobian'ny Lavenona.
 
== Jereo koa ==