Herinandro Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Herinandro masina ho Herinandro Masina i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Última Cena - Juan de Juanes.jpg|vignette|366x366px|''Fiaraha-misakafo farany'', sary nataon'i Juan de Juanes, 1562.]]
Ny '''Herinandro masinaMasina''', amin'ny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny [[Paska]] (na Paka) sady ampahany farany amin'ny fari-potoan'ny [[Karemy]]. Ahatsiarovana ny Fiaretan'i Kristy fijaliana ny Herinandro masina. Ny telo andron'ny Paska (latina: ''Triduum paschale'') amin'ny Fiaretan'i Kristy sy ny Fitsanganan'i Kristy tamin'ny maty dia manomboka amin'ny Alakamisy hariva amin'io herinandro io ka mifarana amin'ny harivan'ny [[Alahadin'ny Paska]]. Ireo telo andro ireo no tampon'ny taona litorjika satria tamin'ny alalan'ny fahafatesana no nandresen'i Kristy ny fahafatesana ary ny tamin'ny fitsanganany ho velona no namerenany indray ny fiainana. Ny Herindro masinaMasina dia ahitana ny Alahadin'ny Sampan-kazo, ny Alatsinainy masinaMasina, ny Talata masinaMasina, ny Alarobia masinaMasina, ny Alakamisy masinaMasina, ny Zoma masinaMasina, ary ny Asabotsy masinaMasina. Ny Ortodoksa dia miantsio ny Herinandro masinaMasina hoe '''Herinandro Lehibe'''. Ny Ortodoksa any Romania dia mampiasa ny hoe '''Herinandron'ny fijalianaFijaliana'''.
 
Ny Herinandro masina dia ahitana lanonana litorjika izay tsy hita raha tsy indray mandeha monja anatin'ny taona. Ny voalohany amin'izany dia ny Alahadin'ny Sampan-kazo na Alahadin'ny Sampan-drofia.