Fitsanganan-ko velona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:RaisingofLazarusBloch.jpg|vignette|283x283px|''Fananganana an'i Lazarosy amin'ny maty'', nataon'i Boloch.]]
Ny '''fitsanganan'''-'''ko''' '''velonakovelona''' na '''fitsanganana''' '''amin'ny''' '''maty''' dia ny fiverenan' ny efa maty ho amin' ny fiainana indray. Isan' ireo finoana lehiben' ny [[Kristianisma|Kristiana]] ny fitsangana-ko velona. Ny fitsanganan' ny maty ho velona dia midika fa haharitra any amin' ny tontolo hafa ny fiainana ka mifandray amin' ny [[fitsarana farany]] hataon' Andriamanitra amin' ny olona rehetra izany. Ny olona nanao ny tsara araka ny didin' Andriamanitra fahavelony sy voavela heloka dia hitsangana ho amin' ny fiainana ao amin' ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] izay torin' ny irak' Andriamanitra indrindra ny [[Mesia]]. Ireo olona nanao ny ratsy sy tsy nibebaka dia halefa any amin' ny [[gehena]] na ny [[helo]]. Roa ihany ny olona fantatra araka ny [[Baiboly]] fa nanangana olona tamin'ny maty, dia i [[Elia]] mpaminany sy i [[Jesosy]] Kristy.
 
=== Ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Andalana faha-10:
"<small>19</small> Ary hoy Elia taminy: Atolory ahy ny zanakao. Dia naka ny zaza teo an-tratran-dreniny izy ka nitondra azy niakatra ho any an-efi-trano ambony izay nitoerany, ary nampandry azy teo am-pandriany. <small>20</small> Dia nitaraina tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Jehovah Andriamanitro ô, efa nahatonga loza koa tamin'ny mpitondratena izay nivahiniako va Hianao ka nahafaty ny zanany? <small>21</small> Dia niampatra intelo tamin'ny zaza izy sady nitaraina tamin'i Jehovah hoe: Jehovah Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain'ity zaza ity. <small>22</small> Ary Jehovah nihaino ny feon'i Elia, dia nody taminy indray ny ain'ny zaza, ka dia velona izy." (1Mpanj. 17.19-22)
 
==== Fitsanganan'olona maro ho velonahovelona ====
[[Sary:Quinten Massys Vision des Propheten Ezechiels.jpg|vignette|216x216px|''Ny Lohasahan'ny taolana maina,'' nataon'i Quentin Metsys the Younger, taona 1589.]]
Naminany ny amin'ny hitsanganan'ny olona maro amin'ny maty ny mpaminany [[Ezekiela]] araka ny voasoratra ao amin'ny [[Bokin'i Ezekiela]]: