Asabotsy Masina: Fahasamihafan'ny versiona
tsy misy ambangovangom-panovana
Daty litorjika |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Asabotsy Masina''' ao amin'ny fivavahana kristiana dia andro Asabotsy ao amin'ny Herinandro Masina, izany hoe ny andro iray alohan'ny Alahadin'ny Paska (na Paka). Tafiditra ao amin'ny Telo andron'ny Paska izy. Amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Sabbatum Sanctum'' ny Asabotsy Masina. Any Andrefana dia matetika no antsoina hoe Asabotsin'ny Paska (na Asabotsin'ny Paka) ny Asabotsy Masina. Amin'ny Kristiana tatsinanana kosa ny Asabotsin'ny Paska, izay atao hoe Asabotsin'ny herinandron-kafaliana, dia ny Asabotsy manaraka ny Alahadin'ny Paska.
== Jereo koa ==
* [[Paska]] na [[Paka (fety)|Paka]]
|