Fanjakan' i Hadesy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Fanjakan'i Hadesy''' na '''Hadesy''', ao amin'ny [[fedrà]] grika, dia ny fanjakan'ny maty. Toerana any ambanin'ny tany izany izay anjakan'ilay [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] atao hoe ''Hadesy'', ka izany no ilazana izany toerana izany hoe "fanjakan'i Hadesy". Ny Hadesy ao amin' ny fedrà grika dia tsy mitovy amin'ny an'ny fivavahana kristiana.
Amin'ny teny grika dia ᾍδης / ''Hádēs'' na Ἅιδης / ''Háidēs.'' Ny Romana dia manao amin'ny teny latina ny Hadesy hoe ''Inferni'', izay matetika adika amin'ny teny malagasy hoe ''[[fiainan-tsy hita]]'' na ''toeran'ny maty.''
== Jereo koa ==
|