Baiboly amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-22:
Miavaka amin'ny Baiboly katolika ny Baiboly protestanta amin'ny tsy fahitana ao aminy ireo [[Boky deoterokanonika|boky deoterôkanônika]]<nowiki/>n'ny [[Testamenta Taloha]].
 
Ireto avy ny anaran'ireo boky ao amin'ny Testamenta Taloha: ''Genesisy'', ''Eksodosy'', ''Levitikosy'', ''Nomery'', ''Deoteronomia Josoa, Mpitsara, Rota, Samoela voalohany, Samoela faharoa, Mpanjaka voalohany, Mpanjaka faharoa, Tantara voalohany, Tantara faharoa, Ezra, Nehemia, Estera, Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny, Tononkiran'i Solomona, Isaia, Jeremia, Ezekiela, Daniela, Fitomaniana, Hosea, Joela, Amosa, Obadia, Jona, Mika, Nahoma, Habakoka, Zefania, Hagay, Zakaria ''ary ''Malakia''.
 
Ireto kosa ny anaran'ny boky ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]: ''Matio'', ''Marka'', ''Lioka,'' ''Jaona, Asan'ny Apostoly, Romana, Korintiana voalohany, Korintiana faharoa, Galatiana, Efesiana, Filipiana, Kolosiana, Tesaloniana voalohany, Tesaloniana faharoa, Timoty voalohany, Timoty faharoa, Titosy, Filemona, Hebreo Jakoba, Petera voalohany, Petera faharoa, Jaona voalohany, Jaona faharoa, Jaona fahatelo, Joda ary Apokalypsy''.