Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|'''Baiboly''' '''protestanta''' '''amin'ny''' '''teny''' '''malagasy''']] dia dikan-tenin'ny [[Baiboly]] amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] ampiasain'ny fiangonana protestanta miteny malagasy amin'ny fotoam-pivavahana. Ny edisiona tamin'ny taona 1909 izay nasiam-panitsiana madinika tamin'ny taona 1965 no ampiasaina amin'izao. Io Baiboly io no ampiasain'ireo Fiangonana protestanta toy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara|Fiangonan'i Jesoa Krisy eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]], ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] sns. sy ireo [[Evanjelisma|Fiangonana evanjelika]] sy [[Pentekotisma|pentekotista]] maro manerana an'i Madagasikara. Mitondra ny anarana hoe '''''Ny Baiboly''''' ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy.
 
Ny tantaran'ny Baiboly protestanta malagasy dia ampahany lehibe amin'ny tantaran'ny Baiboly eto Madagasikara.
 
== TantaraTantaran'ny Baiboly protestanta malagasy ==
Ny Baiboly protestanta no azo lazaina hoe zokiny tamin'ny dikan-tenin'ny Baiboly amin'ny fiteny malagasy. Tamin'ny taona 1822 ny misionera dia efa afaka nanoratra ny fiteny malagasy merina tamin'ny fampiasana ny abidy latina.
 
Andalana faha-24:
Mampiasa ny Baiboly protestanta ny fiangonana protestanta rehetra eto Madagasikara. Ny [[protestantisma]] dia tonga teto Madagasikara tamin'ny vanim-potoana faha mpanjaka. Misy fiangonana maro ka ny roa voalohany tonga teto Madagasikara dia ny [[loteranisma]] sy ny [[kalvinisma]] (na presbiterianisma) izay nipoiran’ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM). Tsy ireo ihany no fiangonana protestanta fa ao koa ny [[Misiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara]] (METM), ny [[Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky]] (FMTA), ny [[Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara]] (FPVM), ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy|Eklesia Episkopaly Malagasy (Anglikana)]] (EEM).
 
==== Ny Adventista sy ny Evanjelika sns ====
Mampiasa ny Baiboly protestanta ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], ny [[Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)|Fiangonana Pentekotista Mitambatra]], ny Assemblée de Dieu (Fiangonan'Andriamanitra) sy ny [[Pentekotisma|fiangonana pentekotista]] sy [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-Pilazantsara) maro samihafa miparitaka eto Madagasikara, raha mbola tsy manana dikan-tenin'ny Baiboly azy manokana. Ny Baiboly protestanta no nampiasain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara talohan'ny namoahany ny [[Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao|dikan-teniny]] manokana.
 
== Fanitsiana ny Baiboly protestanta ==
Ny Baiboly protestanta no nampiasain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara talohan'ny namoahany ny [[Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao|dikan-teniny]] manokana.
Efa tonga amin'ny fanitsiana fahenina ny Baiboly protestanta. Ity fanitsiana ity dia miavaka amin'ireo natao teo alôhaaloha noho ny nanoloana ny teny hoe ''[[Jehovah]]'' amin'ny hoe ''TOMPO''. Tsy nankasitrahan' ny mpino protestanta maro izany Baiboly vaovao izany noho io fanesorana ny anaran' Andriamanitra io.
 
Efa tonga amin'ny fanitsiana fahenina ny Baiboly protestanta. Ity fanitsiana ity dia miavaka amin'ireo natao teo alôha noho ny nanoloana ny teny hoe ''[[Jehovah]]'' amin'ny hoe ''TOMPO''. Tsy nankasitrahan' ny mpino protestanta maro izany Baiboly vaovao izany noho io fanesorana ny anaran' Andriamanitra io.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 37 ⟶ 36 :
* [[Baiboly amin'ny teny malagasy]]
*[[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]]
*[[Baiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara]]
* [[Protestantisma eto Madagasikara]]
* [[Kristianisma ao Madagasikara|Kristianisma eto Madagasikara]]