Salamon' i Salômôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Teolojian'ny boky ==
I [[Solomona|Salomona]] ao amin'ny Salamon' i Salomona dia miseho amin' ny toetran' ny [[mesiaMesia]]: izy no ilay [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|zanak' Andriamanitra]] izay nanitatra ny fari-taniny sady manandratra avo an' i Jerosalema. Tsy hanao zavatra maneho habibiana izy (Sal. Sal. 17.33), tsy sahala amin' ireo Romana mpangeja izay nanao fandripahana. Araka ny hevitran' i R.B. Wright, ny hevitra ny amin' ny mesiaMesia dia hita bebe kokoa ao amin' ny Salamon'i Salomona raha mitaha amin' ny [[Apokrifan'ny Baiboly|soratra apokrifa]] na pseodepigrafa hafa rehetra.
 
Toa miseho ho tsy mandala ny fandriam-pahalemana ny fiarahamonina resahina ao amin' io boky io satria manozona ireo fahavalony (Sal. Sal. 4.1snm, 6.14-20) sady maminany ny hamalianyvalifaty fatyhahazo azy ireo amin' ny fitondran' ny mesiaMesia (Sal.Sal. 12.6; 17.22-25.). Ekeny ho fitsipi-pifehezan' Andriamanitra ny fisedrana mahazo ny vahoaka (Sal. Sal. 14.1; 16.11.) satria hisy valisoa homena izay maharitra ho setrin' izany (Sal.Sal. 2.34snm34 snm.). Mionona amin' ny fiainana amin' ny zava-misy amin' izao fotoana izao io vahoaka io sady manantena ny faharesen' ny fahavalony.
 
Mety azo ampifandraisina amin' ny endriky ny fiainan' ny [[Eseniana]] tao Komrana[[Komràno]] io fanoritsoritana io (ohatra: ao amin' ny ''Fitsipiky ny fiangonana'' na ao amin'ny ''Tahirin-kevitra tao Damaskosy''), nefa tsy dia misy teny manana hevitra miafina firy ny fomba fiteny iresahany an' i Jerosalema raha ampitahaina amin' ny soratra eseniana tao KomranaKomràno. Ao amin' ny Salamon'i Salomona ny vahoaka dia miezaka hiaina araka ny fahasahiranana miseho amin' ny fotoana ankehitriny sady manantena trangan-javatra mesianika [[Apokaliptika (literatiora)|apokaliptika]].
 
== Jereo koa: ==