Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|'''anjara''' '''asa''']] dia karazam-pifandraisana sy fifampiakinana misy eo amin' ny teny na andian-teny sy ny teny na andian-teny fototra mikambana ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa (izay mety ho [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] na [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]]). Ireto ny anjara asa mateti-pitranga ao amin' ny fehezanteny: ny [[entimilaza]] sy ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ary ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Amin' ny fitsipiteny malagasy, ankoatra ny entimilaza sy lazaina ary ny fameno, dia avahana koa ao amin' ny fehezanteny ny [[reny lazaina]] sy ny [[zana-dazaina]], ny [[reny entimilaza]] sy ny [[zanak'entimilaza]], ny [[reny fameno]] sy ny [[zana-pameno]].
 
== Anjara asan'ny reniteny ==