Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [['''Evanjely armenianan'ny Fahazazana]]''' dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan' ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan' i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin' ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]] ity evanjely ity.
 
Naka ny andalan-tsoratra tao amin' ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin' ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian' ireo [[mpanjaka magy]] izay voatantara amin' ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran' ireo magy ireo, dia i Melkona (na MelkioraMelkiôra) mpanjakan' ny Persiana, sy i Gasparda (na Gaspara) mpanjakan'ny Hindoa, ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
 
== Jereo koa: ==