Tsingerin' i Metôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''tsingerin'i Metona''' na '''tsingerina metonika''' dia fe-potoana marikitra iraisan'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]] sy ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] amin'ny Tany. Izany dia fampifandraisana ny fari-potoana 235 tsingerim-bolana amin'ny 19 taona ka ity farany ity dia latsaka 27 minitra sy 33 segondra ka(elanelana azo tsinontsinoavina). Noho izany dia mifanojo ny daty mitovy ao amin'ny taona sy ny endriky ny Volana (tsinana, sns) isaky ny 19 taona katroka. Nefa isaky ny 312,5 taona dia miangona io elanelana io ka mahatratra iray andro feno.
 
== Jereo koa ==