Tetiandro samaritana : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny tetiandro samaritana dia manomboka ny volana amin'ny fifanandrifian'ny [[Volana]] amin'ny [[Masoandro]], fa tsy amin'ny fotoana ahatsinanan'ny Volana, tsy tahaka ny tetiandro jiosy. Satria maharitra 29,53 andro ny tsingerim-pihodinan'ny Volana, ny tetiandro samaritana, tahaka ny tetiandro jiosy, dia mampifandimby volana misy 29 andro amin'ny volana misy 30 andro.
 
Tsy toy ny tetiandro jiosy ny tetiandro samaritana ka tsy manome anarana ireo volana ao amin'ny taona fa ny laharany fotsiny, izay manomboka amin'ny 1 hatramin'ny 12 (na 13 arakaraka ny taona). Ny anaram-bolana jiosy mantsy dia avy amin'ny [[Tetiandro babiloniana|anaram-bolana asiro-babiloniana]] izay azon'izy ireo nandritra ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoanna tany Babilona]] izay nanomboka tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny Samaritana, izay tsy tratran'io fahababoana io, dia tsy nandray ny anaram-bolana asiro-babiloniana satria miorina amin'izay voasoratra ao amin'ny [[Pentateoka]], izay manonona ny volana amin'ny laharany (volana voalohany, volana faharoa, volana fahatelo, sns) fa tsy manome anarana azy ireo.
 
=== Isan'ny volana ao amin'ny taona ===
2 689

modifications