Tetiandro samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

k
Tsipelina
k (Nanitsy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
=== Ny fety ao amin'ny taona ===
Noho ny fomba fikajiana ny tetiandro samaritana noresahina etsy ambony dia indraindray miafanadrifymiafanandrify ny fankalazana fety jiosy sy ny fankalazana fety samaritana mitovy anarana, nefa mety hisy elanelana andro vitsy koa izany, eny fa mety ho iray volana aza (amin'ny fotoana tsy itovizan'ny isan'ny volana ao amin'ny taona jiosy sy ny an'ny taona samaritana).
 
Maro ny fety jiosy tsy ankalazain'ny Samaritana, dia ireo fety tsy andidian'ny Pentateoka. Ny fety samaritana lehibe indrindra dia ny fetin'ny Paska. Tsy mitovy amin'ny Jiosy izay tsy manatanteraka intsony ny soron'ny zanakondrin'ny Paska ny Samaritana fa mbola manao izany iray andro mialoha ny Paska eo amin'ny tendrombohitra [[Gerizima]].
2 689

modifications