Tetiandro samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

k
Nanitsy
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Nanitsy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny '''tetiandro samaritana''' dia [[tetiandro]] ampiasain'ny vahoaka atao hoe [[Samaritana]]. Ny Samaritana dia milaza ny tenany ho taranakataranaky ny [[Israelita|Istaelita]] nonina tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely avaratra]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nisaraka tamin'ireony [[Jiosy]] izy ireo tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mampiasa ny [[Pentateoka]] (boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly) izy ireo, nefaary ny fivavahana arahiny dia manana ny mampiavaka azy amin'ny [[jodaisma]], ka isan'izany ny tetiandro ampiasain'izy ireo izay tsy mitovy amin'ny [[Tetiandro hebreo|tetiandro jiosy]].
 
Tetiandro [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]] ny tetiandro samaritana ka sahalahala amin'ny [[tetiandro hebreo]] kaizay ahitana [[taona]] manara-masoandro sy [[Volana (fotoana)|volana]] manara-bolana ary [[herinandro]] misy fito [[andro]] (izay manomboka amin'ny [[Alahady]]).
 
== Ny volana ==
2 689

modifications