Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Nanitsy
(Rohy)
(Nanitsy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
=== Ny anaran'ny andro ===
Misy fito andro ny ao anatin'ny iray [[herinandro]] (hebreo: / shavu'a) amin'ny tetiandro hebreo. Ny andro (hebreo: יום / yom) iray dia manomboka amin'ny filentehan'ny Masoandro aoizay aminiafaran'ny andro eo alohany (''Yom Shishi'' "andro fahenina" Zoma) fa tsy amin'ny misasak'alina. Tsy manana ny anarany manokana ny andro tsirairay fa antsoina amin'ny laharany ka ny mifanandrify amin'ny Alahady no andro voalohany ary ny mifanandrify amin'ny Asabotsy no andro fahafito. Ireto avy ireo anaran'andro na laharan'andro ao amin'ny herinandro ireo:
 
#''Yom Rishon'' / יום ראשון‬ izay midika hoe "andro voalohany" (Alahady)
2 689

modifications