Sokota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''''Sokota''''' na '''Fetin'ny Tebernakely''' na '''Fetin'ny Tranolay''' dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|Zanak'i Isiraely]] tamin'ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'yny 15 hatramin'ny 21 na 22 ''[[Tisry (volana hebreo)|Tishri]]'' ny Sukkot.
 
Amin'ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / ''Hag ha-Sukkot'' izay midika hoe "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely" io fety io.