Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore Solomon Proverbs.png|vignette|''Manoratra ohabolana i Solomona'', nataon'i Gustave Doré, 1866]]
Ny ''[[Bokin'ny Ohabolana|'''Bokin'ny''' '''Ohabolana''']]'' na ''[[Bokin'ny Ohabolana|'''Ohabolana''']]'' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], ao amin'ny [[Baiboly]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe "Soratra masina" (Hagiografa) na [[Ketuvim]] (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. Ny Bokin'ny Ohabolana dia fanangonam-pitenenana izay nampiasaina teo amin'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tany aloha mba hampianarana ny vahoakan'Andriamanitra ny fomba tokony hiainany ao amin'ny fahamarinana araka ny Fahendrena.
 
Nosoratana hanana endrika [[tononkalo]] ny ohabolana, sahala amin'ny [[salamo]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao, toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy tononkalo koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsin'ny olona ary maneho ny vokatr'izany.
Andalana faha-47:
 
== Jereo koa ==
[[Bokin'ny olon-kendry]] ao amin'ny Baiboly kristiana:
 
* [[Bokin'i Joba|Joba]] (na Jôba)
Andalana faha-57:
* [[Bokin'ny Ekleziastika|Ekleziastika]] (na Siràka).
 
Boky ao amin'ny ''[[Ketuvim]]'' ao amin'ny Baiboly hebreo:
 
* [[Bokin'ny Salamo|Salamo]]