Petera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Petrus San Giovanni in Laterano 2006-09-07.jpg|vignette|''I Petera'' mitazona ny fanalahidin'ny famonjena ny fanahin'ny olombelona]]
I [[Petera|'''Simona''' '''Petera''']] na [[Petera|'''Simona''' '''Piera''']] dia iray amin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr'i]] [[Jesosy]] roa ambin'ny folo lahy. Hafohezina amin'ny hoe ''Petera'' na ''Piera'' fotsiny io anarana io matetika. Jiosy avy any Betsaida any Galilia i Petera. Μpanjono no asany. Araka ny lovantsofina dia izy no nanoratra ny [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|Epistily voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Petera|faharoan'i Petera]]. Ny lovantsofina katolika koa dia manao azy ho ilay nanorina ny Eglizy Katolika voalohany sy Papa voalohany.
 
== Ny anarany ==
Andalana faha-40:
* ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Petera|Taratasy faharoa nosoratan'i Petera]].
 
Mitonon-tena ho "i Petera, ilay apostolin'i Jesosy Kristy" ny mpanoratra ao amin'ny anadalan-tsoratra voalohany ao amin'iony taratasy iovoalohahy, izay hamafisina ao amin'ny andian-teny hoe "vavolombelon'ny fijalian'i Kristy" (1Pet. 5.1), ary milaza tena ho "i Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesosy Kristy" ny mpanoratra ilay taratasy faharoa (2Pet. 1.1). Araka an'i Géza Vermes dia "saika ny manam-pahaizana rehetra no mihevitra an'ireo epistily roa mitondra ny anarany ireo ho [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] (na [[pseodepigrafa]] raha ny tena marina): voasoratra tamin'ny taona 100 taor. J.K. eo ho eo ny PeteraEpistily voalohany nosottan'i Petera ary ny PeteraEoistily faharoa nosoratan'i Petera fara-fahahaingany dia tamin'ny taona 125 taor. J.K., na taorian'izany akory aza, izany hoe ireo lahatsoratra ireo dia nosoratana taorian'ny nahafatesan'ny apostoly Simona Petera". Izany dia tsy nanohintohina ny maha isan'ny kanona azyireo epistily roa ireo.
 
=== Ireo soratra apokrifa ===
[[Sary:Caravaggio - Martirio di San Pietro.jpg|vignette|''Fanomboana an'i masindahy Piera,'' nataon'i Caravaggio, taona 1600-1601.]]
Maro dia maro ireo [[Apokrifan'ny Baiboly|soratra apokrifa]] lazaina fa nisoratannosoratan'i Petera na miresaka ny aminy, nefa tsy noraisin'ny Fiangonana kristiana ho isan'ny kanonan'ny Baiboly, dia ireto:
 
* ny [[Asan'i Petera]] izay miafara, ao amin'ny dikan-teny nasiam-panamboarana, amin'ny hoe ny ''Fijalian'i Petera'' (atao hoe ''Pseodo-Lino'');