Tafika an-tanety: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy sy nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Shared Accord 2013.jpg|vignette|330x330px|Miaramila afrikana tatsimo tamin'ny taona 2013.]]
Ny '''tafika''' dia ny anjara firenena iray ny tafika Izay miady amin'ny tany. Ny olona any amin'ny tafika dia antsoina hoe miaramila . Maro ankehitriny-manana fiara tafika Izay fiara mifono vy, fiaramanidina, ary ny angidimby mba hanampiana ny miaramila hiady amin'ny tany.
Ny '''tafika an-tanety''', na '''tafika''', dia iray amin'ny antokom-piarovana mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray, izay miady an-tanety indrindraindrindra. Ny olona any amin'ny tafika dia antsoina hoe [[miaramila]]. Ny tafika an-tanety fia mety hotaterina amin'ny fiaramanidina, na an-tsambo, mba haterina eny amin'ny tany maina na mba hahafahany miampita sakana tsy azon'ny fiarakodia aleha (tendrombohitra avo loatra, renirano na hantsana be velarana loatra, sns). Maro ankehitriny ny tafika manana fiara (ka ny sasany amin'izany dia fiara mifono vy) sy fiaramanidina ary ny angidimby mba hanampiana ny miaramila hiady amin'ny tany.
 
== Jereo koa ==
* [[ZandaromeriaZandarimaria]]
* [[Politika]]