Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-11:
Ankoatr'izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny Rain'ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin'izy ireo dia atao hoe [[Ray Apostolika]]. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain'ny Fiangonana.
 
== Ny anaran'ireo Rain'ny fiangonana malaza ==
 
=== Ray apostolika ===
Andalana faha-71:
*[[Antonio Lehibe]]
*[[Pakomio Lehibe]]
 
== Ny fandalilnana momba ny Rain'ny Fiangonana ==
Ny teny hoe patristika sy patrolojia dia samy avy amin'ny [[teny grika]] hoe ''patḗr'' na [[teny latina]] hoe ''pater'' (izay samy midika hoe "ray").
 
=== Ny patristika ===
Ny patristila dia taranja andalinana ny fiainana sy ny asa ary ny fampianaram-pinoanan'ny Rain'ny Fiangonana, izany hoe nytantaran'izy ireo. Matetika dia mifangaro ny hevitry ny hoe ''patristika'' sy ''patorolojia''.
 
=== Ny patrolojia ===
Ny patrolojia dia teny enti-manondro ny fitambaran'ny asa soratry ny Rain'ny Fiangonana, ary io teny io dia manondro koa ny fitambaran'ny asa soratra andalinana ireo asa soratra ireo. Avahana noho izany ny patrolojia latina sy ny patrolojia grika. Ny patristika dia misy karazana literatiora maro (fanaovana hevi-teny, toriteny, sns) izay miorina kokoa amin'ny Baiboly, izay "fahefana fara tampony" izay halalinina amin'ny heviny ara-bakiteny sy ara-tantara ary indrindra amin'ny heviny ara-panahy (alegorika).
 
== Jereo koa: ==