Patmôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-14:
== Tantara ==
[[Sary:Cave of the Apocalypse (8695845724).jpg|vignette|Ny Zohin'ny Apokalipsy]]
Araka ny lovantsofina krostianakristiana izay mbola iandian'ny mpahay tantara hevitra mandraka androany dia tao amin'ny nosy Patmosy no nanoratan'i [[Joany avy any Patmosy|Joany]] ny [[Bokin'ny Apokalipsy]] na Apokalipsa, tao amin'ny zohy eo ampoto-tendronbohitra, ilay ahitana ny monastera ankehitriny. Maro ankehitriny ny olona mitsidika sy manao fivahiniana masina ao amin'io zohy io izay nanjary lasapely amin'izao fotoana izao.