Zebedeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Mary Salome and Zebedee with their Sons James the Greater and John the Evangelist.jpg|vignette|348x348px|I Maria Salome sy i Zebzdeo mliaraka amin'ny zanany Jakoba Zokiny sy i Jiany Evanjelista.]]
I '''Zebedeo''' na '''Zebedio''' na '''Zebede''', araka ireo [[Evanjely]] efatra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], dia rain'ny apostolin'i Jesoa roalahy, dia i [[Jakoba Zokiny]] sy i [[Joany apostoly|Joany]] (na Jaona), "ilay mpianatra tian'i Jesoa". Ireo boky ireo dia toa manambara an-kolaka fa vadin'i Salome izy: nefa ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Marka]] (Mar. 15.40)<ref name=":0"><small>"Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny, ary isan' ireny Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin' i Jakoba kely sy Josesy." (Mar. 15. 40, ''Ny Baiboly'')</small>
 
Ligne 8 ⟶ 9 :
 
<br /></ref> dia milaza an'i Maria avy any Magdala, i Maria renin'i Jakoba sy Josefa, ary ny renin'ny zanak'i Zebedeo. Ny ''Rakipahalalana Katolika'' dia manatsoa-kevitra fa ilay Salome ao amin'ny Filazantsara araka an'i Marka (15.40)<ref name=":0" /> sy ny renin'ny zanak'i Zebedeo ao amin'ny Matio dia mety olona iray ihany.
 
Atao hoe Ζεβεδαῖος / ''Zebedaios'', izy amin'ny [[teny grika]], fa זְבַדְיָה‎ / ''Zvad'yah'' kosa amin'ny [[teny hebreo]].
 
Tsy misy zava-pantatra firy ny momba azy, afa-tsy ny mety fisahanany raharaham-panaratoana sy fananany mpiasa nanampy azy (Mar. 1.19-20)<ref><small>"Ary rehefa nandroso kelikely Izy, nahita an' i Jakoba, zanak' i Zebedio, Jaona rahalahiny, izay teo an-tsambokely koa namboatra ny haratony. Dia niantso azy niaraka tamin' izay Izy; ary izy mirahalahy nandao an' i Zebedio rainy teo an-tsambokely mbamin' ny olona nokaramainy, ka dia nanaraka an' i Jesosy." (Mar. 1.19-20, ''Ny Baiboly'')</small>