Ignatiôsy avy any Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Ignatio avy any Antiokia ho Ignatiosy avy any Antiokia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Hosios Loukas (south west chapel, south side) - Ignatios.jpg|vignette|390x390px|Ignatiosy avy any Antiokia]]
I '''Ignatiosy avy any Antiokia''' na '''Ignatiosy Teoforosy''', izay teraka tamin'ny taona 35 tao amin'ny faritanin'i Siria ary maty martiry tany Roma, angamba teo anelanelan'ny taona 107 na 113, dia [[eveka]] fahatelo tao [[Antiokia]], taorian'i [[Petera]] sy i EvodaEvodiosy (avy any Antiokia), izay nodimbiasany tamin'ny taona 68. Atao hoe Ἰγνάτιος Ἀντιοχείας / ''Ignatios Antiokheias'' izy amin'ny [[teny grika]]. Angamba mpianatr'i Petera sy [[Joany apostoly|Joany]] (na Jaona) izy, araka ireo taratasy apostolika nosoratany, izay anoharany ny maritirin'ny finoana amin'ny voambary voatoto tonga mofon'ny eokaristia. Ireo taratasy apostolilka nosoratany, izay namelatra [[teolojia]] voalohany momba ny [[eokaristia]], dia nahatonga azy hovoaisa ao amin'ireo [[Ray Apostolika]] (na Aba Apostolika) sy taranaka faharoa amin'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] (Aban'ny Eglizy). Ny asa soratra nataony no ahafantarantsika fa nosamborina noho ny maha Kristiana azy izy ka nentin'ny miaramila mpiambina nankany Roma izay niandrasany ny hanipazana azy tao amin'ny bibidia (latina: ''damnatio ad bestias''), nefa tsy fantatra ny fomba nahafaty azy.
 
== Jereo koa ==