Pôlikarpôsy avy any Smirna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kristiana tany aloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Polycarp.jpg|vignette|293x293px|I Polikarposy avy any Smirna]]
I '''Polikarposy avy any Smirna''' na '''Polikarpa''' dia Kristiana, ray apostolika sady evekan'i Smirna (Izmir ao [[Torkia]] ankehitriny) nandritra ny antsasany voalohany amin'ny taonjato faha-2. Novangian'i [[Ignatio avy any Antiokia]] izy taloha kelin'ny hamonoana azy (taona 116). Tamin'ny faramparan'ny andro niainany dia nisolo tena ireo fiangonana any [[Azia Minora]] izy nandritra ny fivoriana tany Roma niaraka amin'ny papa Aniketo (155-166), ka isan'ny lohahevitra hiandian-kevitra tamin'izany ny daty hankalazana ny [[Paska]]. Novonoina tao [[Smirna]] i Polikarposy tamin'ny faha-86 taonany. Araka an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]], izay mpianany, dia niresaka tamin'i [[Joany (evanjelista)|Joany Evanjelista]] , izay mety mpampianatra azy, i Polikarposy, ka izany sy ny fahaizany mitory teny ary ny fanoloran-tenany no nananany fahefana lehibe tao amin'ireo fiangonana tany Atsinanana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Rain'ny Fiangonana]]